HOMAMIADANNY PROSTATE ( CANCER DE LA PROSTATE) MG
HOMAMIADAN NY PROSTATE Fandaharana SAMY SALAMA Radioplus TV111679 (startimes) Radioplus 100. 2 FM (radio) Alakamisy 10 Martsa 2022 (10h30min11h30min) HOMAMIADANNY PROSTATE FANAZAVANA: Ny Urètre dia fantsona mitondra ny Pipy avy aminny Tatavia mivoaka ivelany. Aminny lehilahy izy dia mitsinjara ho Urètres: Postérieur (aoriana) : Préprostatique Prostatique (rakofanny Prostate) Membranacée. Antérieur (aloha, na spongieux satria rakofanny corps spongieux, izay mampihenjana ny filahiana) : Bulbaire Pénien (anivonny filahiana). Antenantenanny Urètre prostatique dia ahitana fibontsonana antsoina hoe colliculus séminal (veru montanum) misy lavaka ivoahanny conduits éjaculateurs (ivoahanny sperme) sy utricule prostatique . Ny Androgène dia hormone (tsiry mpanentana) mihazona ny toebatana mahalehilahy. Isanizany ny Andros
|
|